Teny iditra tiona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Boky fihirana misy ny feon-kira antsolfa sy ny tonony
Feo anaovana ny hira, pitsiny: Ampidino ny tiona fa avo loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The melody of a song [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mélodie d'un chant; cf. tonona [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: tune.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31