Teny iditra tionelina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay tunnel] Lavaka noloahana anaty tendrombohitra mba hampitohy toerana roa toy izay hiolaka hanodidina [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: tunnel.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31