Teny iditra | 1 tiorka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka" Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka |
Voambolana |
4 Haitoetany: firenena, foko |
Fivaditsoratra | 5 akitro, akotri, akotry, aotrik, ikotra, itroka, karoty, kitrao, kotrai, kotria, okitra, otrika, rotika, tariko, tiorka, trioka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |