|
|
|
|

Teny iditra1  toaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] Nom général des alcools préparés par distillation à la mode malgache. La distillation clandestine a pris une grande extension et cause de graves dommages à la santé publique. Dans leur déclaration du 23 novembre 1977, les Evêques de Madagascar observent que : « L'alcoolisme et les drogues sont des fléaux largement répandus à travers toutes les couches de la population ». Le Gouvernement malgache s'efforce d'en réduire l'importance.
Ohatra  5  [2.471] Afa-tsy ny toaka, izay izahay no nanapitra azy.
6  [2.472] Sady vao maika nanafana ny lohany koa ny toaka nosotroiny.
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Kamban-teny 
Lohateny  17  Ny Abidin' ny toaka (Rajaonary)
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny toaka io
Lahatsoratra  19  Randzavola: toaka ao amin' ny Baiboly (=> divay)

Fivaditsoratra  20  aatok, akato, akota, atako, atoka, takao, toaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/16