Teny iditra | 1 toaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] Nom général des alcools préparés par distillation à la mode malgache. La distillation clandestine a pris une grande extension et cause de graves dommages à la santé publique. Dans leur déclaration du 23 novembre 1977, les Evêques de Madagascar observent que : « L'alcoolisme et les drogues sont des fléaux largement répandus à travers toutes les couches de la population ». Le Gouvernement malgache s'efforce d'en réduire l'importance. |
Ohatra |
5 Afa-tsy ny toaka, izay izahay no nanapitra azy. [2.471] 6 Sady vao maika nanafana ny lohany koa ny toaka nosotroiny. [2.472] |
Voambolana |
7 Toe-karena: hanina |
Kamban-teny |
|
Lohateny | 15 Ny Abidin' ny toaka (Rajaonary) |
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny toaka io |
Lahatsoratra |
17 Randzavola: toaka ao amin' ny Baiboly (=> divay) |
Fivaditsoratra | 18 aatok, akato, akota, atako, atoka, takao, toaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |