|
|
|
|

Teny iditra1  toazana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tapahina hiala amin' ny taho: Toazy ireo voankazo ireo fa efa masaka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qu'on sève, qu'on cueille: Toazo ireo voankazo ireo (Cueillez ces fruits)
Fototeny  5  oty
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  otazana, otoazana

Fivaditsoratra  11  anotaza, atazona, otazana, tazanao, toazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21