|
|
|
|

Teny iditra1  tobahana
Fototeny  2  tobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anipazana rano: Notobahany rano aho ka kotsa hatrany amin' ny atin' akanjoko
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  hatabona, tobahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20