Teny iditra | 1 tobatobaina |
Fototeny | 2 tobatoba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hetsiketsehina, kobanina, kotabaina: Nahoana no tobatobain' ialahy ny rano sotroiko? Lanilanina foana: Aza tobatobaina ny vary, rankizy, fa sarotra ny taona |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny tobatobaina io |
Fivaditsoratra | 10 atobatobany, itobatobàna, itobatobana, tobatobaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |