Teny iditra | tobin > toby | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toerana ilasian'ny tafika Toerana anorenana trano vonjimaika hitoeran'ny mpiasa toy ny mpihady volamena, manjarano, mpanao lalana; lasy [1.1] | |||||||||||||||
[Tsimihety] Ny Toby (eto) dia toerana ivelan'ny tanana fiandrasam-paty (fiandrasana ny taolam-balo raha amin'ny famadihana) izany hoe izany dia tobin'ny maty (mandra-pandevina azy). Atsangana eo ny trano ratsy, trano tsotra dia tsotra vita tamin'ny rantsana sy ravin'antrendry. Fondra ratsy no anaran'ilay toerana natokan'ny tanana ho fanaovana izany (Fondra: ala, kirihitr'ala, mety ho alan-jozoro sy volotara). Hazava tsaratsara kokoa ny teny hoe Toby raha saintsainintsika ny hevitra samihafa lazain'io tenu io: ohatra amin'ny Merina ny toby dia izay onenana tsy maharitra ela, toy ny trano vonjy maika any an-tanimbary, na any an-tanim-boly. Marihina fa raha amin'ny fiandrasana ny taloam-balo dia tsindraidray tadiavina ny olona no manaraka izany fomba izany ankehitrio, ny hany atao dia ny mametraka ny taolam-balo ivelan'ny trano fa ao anatinny tanana ihany fa tsy entina ivelany loatra. [2.398] | ||||||||||||||||
Toerana ilasiana [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | An encampement. See lasy [1.2] | |||||||||||||||
A camp; a small heap [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Camp, campement des troupes et des voyageurs Figuré: réunion d'objets [1.3] | |||||||||||||||
Camp, campement, réservoir, r [...] [tohiny 1.5] | ||||||||||||||||
Camp; petit tas [1.8] | ||||||||||||||||
[Tanala] Camp; foule de gens, troupe [1.6] | ||||||||||||||||
Campement [1.13] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | tobe | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny toby io | |||||||||||||||
Teny iditra | tobin > Toby (toby) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |||||||||||||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |||||||||||||||
Fangi-bolantany | -24.9666667, 46.2666667
-24.3333333, 45.7166667 -24.2833333, 46.6166667 -22.3666667, 47.4166667 -19.5666667, 45.9333333 -19.5166667, 47.9333333 | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | bito, boty, tibo, toby |