Teny iditra | tofoka | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy tia mainty, tsy tia hiherika fa efa nihinana be loatra; tohina, tola: Tofo-kazandrano aho izany Leony, boboka: Tofo-dresaka aho [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Disheartened; disgusted with food, etc [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Découragé; dégoûté par la nourriture, etc [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |