Teny iditra toherina (tohitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Tsy ekena ka atosika: Notoherin-dRakoto ny rainy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
toherina
toheriko
toherinao
toheriny
toherintsika
toherinay
toherinareo
toherin'
toherin-
toherim-
toheri-
notoherina
notoheriko
notoherinao
notoheriny
notoherintsika
notoherinay
notoherinareo
notoherin'
notoherin-
notoherim-
notoheri-
hotoherina
hotoheriko
hotoherinao
hotoheriny
hotoherintsika
hotoherinay
hotoherinareo
hotoherin'
hotoherin-
hotoherim-
hotoheri-
tohero

2010/05/06