Teny iditra | 1 tohinina |
Fototeny | 2 tohina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra |
Ohatra |
5 Tsy maintsy tohinina foana io fery maharary anay rehetra io. [2.472#] 6 ary tsira-pahazavana no mananika ny tendro amam-batan' ny Tanàna, sady vonona hanohitra ny farasisan' ny ririnina mihamihintsana tohinina. [2.285#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny tohinina io |
Fivaditsoratra | 13 antohiny, hatoniny, hiontany, hitonany, hotainin, hotanini, ihantony, natohiny, nihotany, nitohany, notahiny, notinahy, tohinany, tohinina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29 |