Teny iditra tohinjaka (hinjaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mihetsiketsika, manonjanonja (mifanahatahaka amin' ny fihetsiky ny olona mitoto vary) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui s'agite et se remue, comme ceux qui pilent le riz [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2009/12/28