Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tohitr >
to
hitra
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fampisehona kiry tsy hanaraka
[
1.1
]
Fanazavàna teny frantsay
Opposé; résistance
[
1.13
]
Ohatra
Misy tohitra koriana tsy hisosa
[
2.576
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manohitra
,
mifanohitra
,
mitohitra
matoantenin' ny iharana :
atohitra
,
toherina
,
voatohitra
matoantenin' ny fameno :
anoherana
anarana :
fanoherana
,
fanohitra
,
fifanoherana
,
mpanohitra
,
tohitohitra
mpamaritra :
fanohitra
,
mahatohitra
Kamban-teny
fanovan-tohitra
manao antohimamba
tanjaka tohitr' asa
tohitra an-tsosonkoditra
tohitra ara-dona
tohitra araka aratra
tohitra ara-pana
tohitra ara-pifolahana
tohitra ara-pisintonana
tohitra azo ekena
tohitra dinamika
tohitra mekanika
tohitr' aratra miherina
tohitra simika
tohitra sovoka
tohitr' ohatra
tohitry ny tanty
tohitry ny tsilo