Teny iditra | tohi-tsikilaonina | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | faritra na foibe ahitana tsindry atmôsferika ambony mihoatra ny salan-tsindry ara-dalàna [SLP 1986] | |
Fandikana frantsay | anticyclone [SLP 1986] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |