Teny iditra tohizina (tohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Tsy vita fa mbola misy tohiny: Hotohizina rahampitso ny resatsika. / Mbola hotohizina (ny tantara) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tohizina
tohiziko
tohizinao
tohiziny
tohizintsika
tohizinay
tohizinareo
tohizin'
tohizin-
tohizim-
tohizi-
notohizina
notohiziko
notohizinao
notohiziny
notohizintsika
notohizinay
notohizinareo
notohizin'
notohizin-
notohizim-
notohizi-
hotohizina
hotohiziko
hotohizinao
hotohiziny
hotohizintsika
hotohizinay
hotohizinareo
hotohizin'
hotohizin-
hotohizim-
hotohizi-
tohizo

2010/05/06