|
|
|
|

Teny iditra1  toho-tsofina
Singan-teny  2  tohoka, sofina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny malemilemy, bitsibitsika [1.1]
Ohatra  5  Indray andro nanao resaka tohotsofina tamin' ny olona anankiray taoan-tanàna Ingahy Ravelo, fa mahita soga bintsy, hono. [2.472]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31