Teny iditra toho-drano
Singan-teny tohoka ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy [1.1]
 [ tohodrano ] Fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay [ tohodrano ] Barrage [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28