Teny iditra | tointoina (toina) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fandikana frantsay | n'être pas sur le point d'appui [Abinal 1888] | |||
Teny iditra | tointoina | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Famaritana malagasy | Sendra, sendrasendra: Tointoina no nahitako azy teny an-tsena [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | par hasard, fortuitement, de rencontre [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | tsitointoina | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |