Teny iditra tokam-pilana (tokana, ila)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy 1) enti-milaza ny angely izay afaka ny feny ilany noho ny fampiadiana azy
¶ 2) ilazana olona izay asa karazany iray monja no ivelomany [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31