Teny iditra | 1 tokan-tena |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olona irery tsy am-bady tsy an-janaka |
Voambolana |
4 Fifandraisana: fianakaviana |
Singan-teny | 5 tokana, tena |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny tokan-tena io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |