|
|
|
|

Teny iditra1  tokantranomaso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Firaisa-monin' ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso
Ohatra  4  [1.123#] Raha maka zanak' olona ho tokantranomaso, kanefa tsy mampakatra azy ho vady, dia sazina.
Singan-teny  5  tokantrano, maso
Lahatsoratra  6  Randzavola: tokantranomaso ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07