|
|
|
|

Teny iditra1  toko lava
Singan-teny  2  toko, lava
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] toko fahandroana sakafo mitohitohy
Ohatra  5  Mahandro banina be ny tompom-pasana manao tokolava, ary misaotra ny vahoaka matetika èny am-pandehanana. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07