Teny iditra |
tolak > tolaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihodina, avily, ahodina ho any an-kafa. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui tourne sur ses gonds; se dit de la porte Qu'on a trompé par des détours, accusé à la place du coupable, vaincu par des sorts dans l'épreuve du tanguin [1.3]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tolak > tolaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Tambahoaka]
mosavy
[1.78]
|
|
Teny iditra |
tolak > tolaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Avily amin'ny toeran-kafa [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dérivation [1.13]
|
|