Teny iditra tola-kitsiny
Singan-teny tolaka ; hitsy
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fanalana ny tena amin' ny fiampangana ny hafa, fanalan-tsiny ny tena amin' ny fiampangana ny sasany
Resy amin' ny hitsiny fa tsy nety nanaraka ny toro hevitry ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de se disculper en accusant quelqu'un
Vaincu dans son droit pour avoir refusé de justes conseils [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19