Teny iditra tolokanina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanomezana zava-pihinana vehivavy bevohoka (araka ny finoan' ny Malagasy, rehefa teraka ilay vehivavy bevohoka, dia mety hitovy amin' ilay nanome zava-pihinana azy ny tarehin' ny zaza; koa araksizany, matetika koa ilay zaza dia atao hoe "tolokanin-dRanona") [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31