|
|
|
|

Teny iditra1  tolokanina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanomezana zava-pihinana vehivavy bevohoka (araka ny finoan' ny Malagasy, rehefa teraka ilay vehivavy bevohoka, dia mety hitovy amin' ilay nanome zava-pihinana azy ny tarehin' ny zaza; koa araksizany, matetika koa ilay zaza dia atao hoe "tolokanin-dRanona")

Fivaditsoratra  4  nilantoako, tolokanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29