Teny iditra tolo-kevitra (tolotra, hevitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina [Rajemisa 1985]
 fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso [SLP 1986]
Famaritana frantsay proposition mathématique, suggestion [SLP 1986]
Famaritana frantsay suggestion, proposition [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/11