|
|
|
|

Teny iditra1  tolo-kevitra
Singan-teny  2  tolotra, hevitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina
5  [1.13] fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] proposition mathématique, suggestion
7  [1.5#143] proposition
Ohatra  8  Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao [1.369]
9  Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna [4.27#]
10  Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [1.320#]
Voambolana  11  Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07