Teny iditra toloko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.) [1.1]
 Taraina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A groan, complaint, importunity [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Gémissements, plaintes importunes [1.3]
 Plainte [1.13]
Ohatra 
1Sa toloko sy tomany no hitana lava izao? [1.244]
2Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany: [2.470]
Sampanteny 

Teny iditra toloko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Comme toloka [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/03