Teny iditra tolom-panafaham-pirenena
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ady ataon'ny mpiray tanindrazana mba hialana amin'ny vahohon'ny mpanjakazaka an-tanin'olona [SLP 1986]
Fandikana frantsay lutte de libération nationale [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31