Teny iditra | tolom-panafahana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ady ataon'ny tia tanindrazana ao amin'ny firenena iray mba hampanjakana ny tena demôkrasia [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Guerre de libération, lutte de libération [1.13] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |