Teny iditra tolorana (tolotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Rosoana zavatra omena amin' ny tanana: Tolory voninkazo izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tolorana
tolorako
toloranao
tolorany
tolorantsika
toloranay
toloranareo
toloran'
toloran-
toloram-
tolora-
notolorana
notolorako
notoloranao
notolorany
notolorantsika
notoloranay
notoloranareo
notoloran'
notoloran-
notoloram-
notolora-
hotolorana
hotolorako
hotoloranao
hotolorany
hotolorantsika
hotoloranay
hotoloranareo
hotoloran'
hotoloran-
hotoloram-
hotolora-
tolory
Teny nalaina 

2012/09/18