Teny iditra tomaboha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vakim-pitaratra madio
Vongam-pitaratra kely miloko isan-karazany, misy boribory, misy lavalava, ary ataon' ny ankizivavy solon' olona rehefa milalao manao kindriandriana izy ka ny boribory misolo ny vehivavy, ary ny lavalava misolo ny lehilahy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31