Teny iditra | 1 tomaratara |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 lucide, clair, brillant [1.3#718] |
Ohatra |
5 Tsiriry anie aho ka tsiriry tsiriry eny amoron'ny ony sady maitso no tomaratara [2.131] |
Tsipelina hafa | 6 tomarataratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |