Teny iditra tomarotaroka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandefa taroka vaventy sy betsaka, mandrobona sy vaventy ravina: "Itony aviavy tomarotaroka / Maha-te hipetraka hialokatoka". (Ny Avana) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31