Teny iditra | 1 tombaka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika Vaky, loaka: Ela vao ho tombaka io hazo io amin' iny fitaovana iny 4 [1.78] [Tambahoaka] loaka 5 [1.78] [Sihanaka] lavaka |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 7 kotabam, tambako, tombaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |