Teny iditra tomba-maso
Singan-teny tombana ; maso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vinavina atao araka ny fijere-maso fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ tombamaso ] Estimation: Tombano ny fisalasalana (Estimez l'incertitude) [1.13]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17