|
|
|
|

Teny iditra1  tombam-boroka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ireo bainga avadika miaraka amin' ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon' ny olona zezika ny tombamboroka
Voambolana  4  Toe-karena: fambolena
Singan-teny  5  tombana, voroka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07