Teny iditra | 1 tombanana |
Fototeny | 2 tombana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Notombanany enim-polo io seza io, fa azoko dimy amby efapolo ihany |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ambontana, notambana, tambonana, tombanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |