Teny iditra tomban-tsy ambolena
Singan-teny tombana ; tsy ; ambolena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Bainga avadika nefa tsy volena na inona na inona
Zavatra tombanana ambony dia ambony mba tsy haharaikitra azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17