Teny iditra tombohina (tomboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Trandrahina amin' ny angady: Raha tianao hisy vodiny lehibe ny mangahazo, tombohy tsara ny tany
¶ Tsatohana ny lelan' angady: Notombohiko ilay bibilava ka tapaka roa terỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be stabbed, to be pierced [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay à quoi on donne un coup de bêche [Hallanger 1974]
Endriteny 
tombohina
tombohiko
tombohinao
tombohiny
tombohintsika
tombohinay
tombohinareo
tombohin'
tombohin-
tombohim-
tombohi-
notombohina
notombohiko
notombohinao
notombohiny
notombohintsika
notombohinay
notombohinareo
notombohin'
notombohin-
notombohim-
notombohi-
hotombohina
hotombohiko
hotombohinao
hotombohiny
hotombohintsika
hotombohinay
hotombohinareo
hotombohin'
hotombohin-
hotombohim-
hotombohi-
tombohy

Teny iditra tombohina (tomboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Petahana kase
¶ (fitomboka); petahana marika amin' ny vy mahamay: Tombohy kely ity taratasy ity. / Efa notombohina ve ireto ombinareo ireto ? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be stamped, to be sealed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on estampe, qu'on cachète [Hallanger 1974]
Endriteny 
tombohina
tombohiko
tombohinao
tombohiny
tombohintsika
tombohinay
tombohinareo
tombohin'
tombohin-
tombohim-
tombohi-
notombohina
notombohiko
notombohinao
notombohiny
notombohintsika
notombohinay
notombohinareo
notombohin'
notombohin-
notombohim-
notombohi-
hotombohina
hotombohiko
hotombohinao
hotombohiny
hotombohintsika
hotombohinay
hotombohinareo
hotombohin'
hotombohin-
hotombohim-
hotombohi-
tombohy

2010/05/14