Teny iditra | 1 tombok' orona |
Singan-teny | 2 tomboka, orona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ady, famelezana mikendry ny loha toy ny adin' akoho |
Ohatra |
5 Farany, lahateny tombokorona sy tandrametaka fotsiny tany no nataony. [2.4#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny tombok' orona io |
Fivaditsoratra | 8 norombotako, tombok' orona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |