Teny iditra | 1 tombom-barotra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra 4 [1.13] [tombombarotra] ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] profit |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] bénéfice 7 [1.13] [tombombarotra] bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation |
Ohatra |
8 [4.27#] Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa. |
Voambolana |
9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Singan-teny | 10 tombo, varotra |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |