Teny iditra | 1 tombom-barotra |
Singan-teny | 2 tombo, varotra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra 5 [1.13][tombombarotra] ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] profit |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] bénéfice 8 [1.13][tombombarotra] bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation |
Ohatra |
9 Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa. [4.27#] |
Voambolana |
10 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |