|
|
|
|

Teny iditra1  tombo-tsodina
Singan-teny  2  tomboka, sodina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny loaka mifanao ambaratonga amin' ny sodina
ilazana koa ny fizarana zavatra amin' olona maro arakaraka ny voninahiny
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#3219] les trous de la flûte
se disait d' un partage fait selon le rang et la dignité
il se disait aussi de la gradation hiérarchique des chefs

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07