|
|
|
|

Teny iditra1  tominjaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fatra-pihetsiketsika be nefa tsy mahavita inona firy
Fototeny  4  hinjaka
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  7  manjitoka, tominjaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21