Teny iditra | tomombana (tombana) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Famaritana malagasy | Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | accompli, parfait, achevé [Abinal 1888] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |