Teny iditra tompoana (tompo)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza hevitra izay tanana mafy aminkiry: Tompoany mafy izany hevitra izany ka tsy hita izay hatao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tompoana
tompoako
tompoanao
tompoany
tompoantsika
tompoanay
tompoanareo
tompoan'
tompoan-
tompoam-
tompoa-
notompoana
notompoako
notompoanao
notompoany
notompoantsika
notompoanay
notompoanareo
notompoan'
notompoan-
notompoam-
notompoa-
hotompoana
hotompoako
hotompoanao
hotompoany
hotompoantsika
hotompoanay
hotompoanareo
hotompoan'
hotompoan-
hotompoam-
hotompoa-
tompoy

2010/05/14