Teny iditra tompo-manjo (tompo, zo)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fianakaviana na ny havana akaiky amin' ilay maty [1.1]
Tovy hevitra tompon' alahelo ~ tompom-paty

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31